Entrée resena (resy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be defeated, to be conquered [Hallanger 1973]
Traduction française qu'on bat, qu'on conquérit [Hallanger 1974]
Morphologie 
resena
reseko
resenao
reseny
resentsika
resenay
resenareo
resen'
resen-
resem-
rese-
noresena
noreseko
noresenao
noreseny
noresentsika
noresenay
noresenareo
noresen'
noresen-
noresem-
norese-
horesena
horeseko
horesenao
horeseny
horesentsika
horesenay
horesenareo
horesen'
horesen-
horesem-
horese-
reseo
Exemples Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 44]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31