|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kararavina |
| Fototeny | 2 ravina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny.
[1.10#K.98] 5 Manify dia manify. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 très mince comme une toile d'araignée.
[1.3#313] |
| Ohatra |
7 Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana;
[2.996]
|
| Mpanahaka | 8 elatrangidina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|