|
|
|
|

Entrée (1/2)1  raorao
Radical  2  rao
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko
Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1]
Explications en anglais  5  roughness [1.2, 1.7]
Explications en français  6  rugosité [1.8]
Exemples  7  Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346]
8  Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61]
Tous les mots composés  9  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)11  raorao
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [Sakalava] [1.1]
Vocabulaire  14  Météorologie
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  37 raorao, 38 roaroa

Mis à jour le 2025/10/08