| Entrée | 1 rambondanitra |
| Mots élémentaires | 2 rambo, 3 lanitra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1] |
| Explications en anglais |
6 [rambin-danitra]
A water-spout [1.2] 7 [rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado [1.7] |
| Explications en français |
8 [rambin-danitra]
trombe [1.8] |
| Vocabulaire | 9 Météorologie |
| Analogues | 10 alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Proverbes | 33 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|