|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ampela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 zazavavy. [Taimoro] [1.78]
4 vehivavy. [Taisaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tanosy] [1.78]
5 vavy. [Betsileo] [1.78]
6 vady: Mba ampela soa iñeo. [Tandroy] [1.78]
7 vehivavy, tovovavy. [1.1]
8 vavy, tovovavy. [Masikoro] [2.606#151]
Fanazavàna teny anglisy  9 a girl, a woman. See vehivavy.. [1.2]
10 a girl or woman. [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 femme, fille. (Vaiàvy).. [Tankarana] [1.19]
12 jeune fille, femme. [Provincial] [1.8]
Ohatra  13  O Z' ampela roy e! [2.606]
14  Eka, hoy ampela ehy. [2.150]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)18  ampela
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 a spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc.. [1.2]
22 a spindle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 fuseau ; quenouille. [1.8]
Ohatra  24  ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany. [2.996]
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)27  ampela
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Rivotra avy andrefana. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  30  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  52 ampale, 53 ampela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09