| Entrée | 1 tafiotra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Rivotra mahery [1.1] |
| Exemples |
4 tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray.
[2.5#]
5 Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo. [2.445#] |
| Tous les mots composés | 6 tafio-drivotra |
| Vocabulaire | 7 Météorologie |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Anagrammes | 30 afotitra, 31 fitataro, 32 tafiotra |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|