|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrairay |
| Fototeny | 2 rairay |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
5 Mangalangalatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to receive, to accept.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 toucher à tout, voler de petits objets
[1.3#500] |
| Ohatra |
8 Aza dia tametraka loatra fa ny ankizy anie ka tia mandrairay e!
[2.445#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mandrairay, 14 mandriaria, 15 maraindray |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|