|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 poaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy
4 Fisehoan-javatra manaitra 5 Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro 6 Forofotry ny kitrotro, bonibony... [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 an explosion
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre
9 éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole 10 apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages 11 révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [1.3] 12 explosion, éclatement [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 32 poaka |
| Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 Ce qui est creux à l'intérieur
[1.3] |
| Ohatra |
36 Rehefa vita io dia hoentintsika, maivana ireny satria poaka aty.
[2.606]
37 Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia. [2.529] |
| Kamban-teny rehetra | 38 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 40 poaka |
| Sokajin-teny | 41 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
42 jamba, tsy mahita intsony
[Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 borgne
[1.3] |
| Voambolana | 44 Fahasalamana |
| Teny iditra (4/4) | 45 poaka |
| Sokajin-teny | 46 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
47 (de poaka : petite explosion ; lorsqu'on presse sur le fruit, il libère ses graines avec une petite explosion). Nom surtout donné à : Gomphocarpus fruticosus (L.) R. Br. (Apocynaceae). Sur ses usages, voir fandemy, fanory. On donne aussi le même nom à Gomphocarpus cornutus Decne., plus récemment introduit et devenu subspontanée dans quelques localités.
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 48 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 51 apoka, 52 kapao, 53 opaka, 54 paoka, poaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|