|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 apoaka |
| Fototeny | 2 poaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao mirefotra: Apoaka ny basy
5 Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be exploded; to be fired (of a gun)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Ambatonapoaka |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 akapao, 15 apakao, 16 apaoka, apoaka, 17 oapaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|