Entrée fipoahana (poaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao. [Vocabulaire: Son]
Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato
Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao
Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny
Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may [1.1]
Explications en français Explosion, détonation. [Vocabulaire: Son] [1.13]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20