|
|
|
|

Entrée (1/4)1  momba
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay
Exemples  4  [2.470] Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
Tous les mots composés  5  19 mots contenant momba

Entrée (2/4)6  momba
Partie du discours  7  adjectif
Explications en malgache  8  [1.1] Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada)
Explications en anglais  9  [1.7] barren (used of human beings)
Explications en français  10  [1.3] barren. Used of women
11  [1.8] stérile (se dit ses personnes)
Tous les mots composés 

Entrée (3/4)13  momba
Partie du discours  14  verbe actif
Radical  15  omba
Explications en malgache  16  [1.1] Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona
Explications en anglais  17  [1.2] to follow, to accompany, to associate with, to take part with.
Explications en français  18  [1.3] suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille)
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (4/4)25  mom
Partie du discours  26  impératif du verbe actif momba [Liste complète]
Radical  27  omba
Explications en malgache  28  [1.1]
Explications en anglais  29  [1.2]
Explications en français  30  [1.3]

Anagrammes  31 mambo, 32 mombà, momba

Mis à jour le 2025/09/13