|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikija
Fototeny  2 kija
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Latsaka tsy misy fiatoana (orana, erika): Nikija nandritra ny herinandro ny erika [1.1]
Ohatra  5  Ny orana anefa dia sady vaventy no mikija; [2.285#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  mijoy, 11  mijojo

Teny iditra (2/2)12  mikijà
Fototeny  13 kija
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikija [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mikajy, mikijà, mikija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20