|
|
|
|

Teny iditra1  mijojo
Fototeny  2 jojo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo erỳ izany fandehan' ity milina ity izany.
5 Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin' ny roa ka hatramin' ny telo. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12