|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kija
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 mouillé, trempé. [1.3, 1.196]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/4)5  kija
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Orana tsy misy fiatoana.
8 Sampona manakana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (3/4)12  kija
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 parc à boeufs dans la plaine.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  15 kijana

Teny iditra (4/4)16  kija
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 C'est le nom général des symphonia (Clusiaceae). Notamment : Symphonia louvelii Jum. et H.Perrier et Symphonia pauciflora Baker. Arbres produisant des graines grasses : elles fournissent une sorte de graisse végétale qui sert de base à de nombreux onguents et pommades. Utilisée aussi comme cosmétique. Les écorces laissent écouler une gomme-gutte qu'on emploie en onguents contre la gale. En bains de vapeurs la même gomme-gutte passe pour un remède des dépressions nerveuses. Voir aussi kijy.. [Sihanaka, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 jaky, 21 jika, 22 kajy, 23 kija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09