|
|
|
|

Teny iditra1  mikezaka
Fototeny  2 kezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihakely, mihamifintina, mihamanify
5 Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka:
6 Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 être rétréci, se rétrécir, s'amincir
8 figuré: s'appliquer à, faire son possible [1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  foladamosina, 14  mayvolonorona, 15  mayvolontratra, 16  manaoaintsyhozavatra, 17  manaoamboaditsika, 18  manaoampingatratra, 19  manaoanaina, 20  manaoanditra, 21  manaoanjolofo, 22  manaobotraika, 23  manaokelyandilana, 24  manaolazobe, 25  manaosakafoambanyfoitra, 26  manaosalakafohyrambo, 27  manaovalangitrika, 28  manaovyverynyaina, 29  mandanymondronkery, 30  mandanyrondoha, 31  miadyfoamanaina, 32  miadyfo, 33  mialakabontana, 34  mialakaforo, 35  miantotomaty, 36  miezaka, 37  mikaozatra, 38  mikelyaina, 39  mikikitra, 40  mikiry, 41  mikiribiby, 42  mikofo, 43  mikokomaty, 44  mikokotra, 45  mikorambemby, 46  milofika, 47  milofo, 48  milozoka, 49  mimaso, 50  mimokimoky, 51  mimokitra, 52  miokitra, 53  miongobolo, 54  mirofotra, 55  misikimponitra, 56  mivakytratra, 57  tsymanamohamo, 58  tsymanarykarama, 59  tsymandalaaina, 60  tsymandryandrotsymandryalina, 61  tsymialavehana, 62  tsymikelysoroka, 63  tsymikosomaso, 64  tsymisatryfanahy, 65  tsymitandrohasasarana, 66  tsymitaraintananaompaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17