|
|
|
|

Teny iditra1  manao sakafo ambany foitra
Singan-teny  2 manao, 3 sakafo, 4 ambany, 5 foitra
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fitokoavana  7 mikezaka [1.1]
8 milofo [1.1]
Ohatra  9  Ary efa nanao sakafo ambany foitra sy efa nitondra tapany tahaka ny kibon'ny omby ririnina, ka hiasa andro aman'alina; [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07