|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao vy very ny aina |
| Singan-teny | 2 manao vy very, 3 aina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail
[1.2] 7 to take no account of danger, to risk one's life [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 risquer sa vie
[1.3] 9 se tuer pour quelque chose, risquer sa vie [1.5] 10 risquer sa vie, être courageux [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|