Entrée may volon' orona (hay, volo, orona)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [Rajemisa 1985]
Synonymes may volon-kelika ~ may volon-tratra

Mis à jour le 2020/07/31