|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mifona |
| Fototeny | 2 fona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mibaboka, mangataka famelan-keloka, mivalo: Mifona amin' ny ratsy nataoko aho, Andriamanitra.
5 Mitalaho, mihanta, milela-paladia: Mifona aminareo re aho, tompoko, tongava haingana fa marary mafy i Neny.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to beg pardon, to entreat, to solicit, to supplicate, to intercede. See valo, tsotra, bebaka..
[1.2] 7 to beg pardon; to entreat, to beg. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 demander pardon; supplier.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13 manenina, miaiky, miandavo, mibabaka, mibaboka, mibebaka, milefitra, miretaka, mitsotra, mivalo |
| Mpanahaka | 14 mandadytongotraamantanana, 15 mangatapamelana, 16 mangatakaranomandry, 17 midabokaohatranyamalomaty, 18 mihoronaohatranytapenaka, 19 milavolefona, 20 milelapaladia, 21 mitolobatana, 22 mivalotongotraamantanana |
| Kamban-teny rehetra | 23 mifon-jato mifona arivo |
| Teny iditra (2/3) | 24 mifonà |
| Fototeny | 25 fona |
| Sokajin-teny | 26 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifona [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 27 mifona |
| Fototeny | 28 fona |
| Sokajin-teny | 29 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe mifo-nify: afaka ny nify voalohany ka misolo hafa haharitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 To fall out, as the milk teeth..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 Se dit des premières dents qui tombent.
[1.3#183] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 36 famony, 37 finoma, 38 manofy, mañofy, 39 mifonà, mifona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|