|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manenina
Fototeny  2 nenina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto
9 Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to regret [1.2, 1.7]
11 to rue, to grieve at, to lament. [1.2]
12 to repent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 se repentir, avoir des remords [1.8]
Ohatra  14  Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina. [2.357#]
15  Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#]
Voambolana  16  Ontam-po
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manenina
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 19  manenina
Fototeny  20 tenina
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 [Antambahoaka] manenona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21