|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibebaka
Fototeny  2 bebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miaiky ny hadisoana natao
5 Mifona, mangata-pamelana: Mibebaka aminao aho
6 Miova ho tsara miova ho kristianina: Nibebaka talohan' ny naha fatesany ilay Rangahy tsy nino an' Andriamanitra tery avaratra tery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to repent [1.2, 1.7]
8 to solicit forgiveness, to confess guilt, to be contrite. [1.2]
9 to ask forgiveness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 demander pardon [1.3, 1.8]
11 Avouer sa faute, se convertir [1.3]
12 se repentir [1.8]
Ohatra  13  Ny fieritreretany, izay mbola velombelona ihany, raha tsy entiny mibebaka. [1.38]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)18  mibebaka
Fototeny  19 bebaka
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  21 to be flattened, to be shallow, to be sunk in; to be dejected about one's self [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17