|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 midina |
| Fototeny | 2 idina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony
5 Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa 6 mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany 7 Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to pour out, to go down, to descend, to flow out
[1.2] 9 to come down [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 descendre
[1.3, 1.8, 1.13] 11 baisser [1.3, 1.8] 12 couler comme le liquide [1.3] 13 couler [1.8] |
| Ohatra |
14 nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga)
[1.3]
15 nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3] 16 midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3] 17 midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3] 18 midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3] 19 Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470#58] 20 Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472#57] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 25 manao ankororosy, 26 manao lanja midina, 27 mandeha any ava, 28 mandrorona, 29 manorika, 30 mianotra, 31 mibotetaka, 32 mietry, 33 mietry vintana, 34 mihemotra, 35 mikodingy, 36 mikorisa, 37 mikororosy fahana, 38 mikorotsaka, 39 mitakemotra, 40 mitambalana, 41 mitambororotra, 42 mitamborotsaka, 43 mitambotsotra, 44 mitsontsori-bava, 45 mitsontsorika, 46 mivalana, 47 mivalangidina, 48 mivalangitrika, 49 mivarilavo, 50 mivarina, 51 mivarina |
| Fikambanana | 52 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny how midina |
| Ohabolana | 53 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 54 midìna |
| Fototeny | 55 idina |
| Sokajin-teny | 56 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 57 andimy, 58 dimany, 59 dimina, 60 madiñy, 61 mañidy, manidy, midìna, midina, 62 minday |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|