|
|
|
|

Teny iditra1  mianotra
Fototeny  2 anotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika atý aloha ihany ny loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to move backwards, to back as a horse, to backslide.. [1.2]
6 to back up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 reculer. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 amitrano, 14 manoitra, 15 mianotra, 16 mita rano, 17 mitarona, 18 rano maty, 19 tanimora, 20 tany mora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09