Entrée | mivarina (varina) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mivarina | ||||||||
Entrée | mivarìna (varina) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mivarina | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Anagrammes | miravina, mivarina |
Mis à jour le 2023/01/20 |