Entrée | 1 mavany |
Radical | 2 vany |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 masiaka, henjana [Sihanaka]
[1.78] 5 Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1] |
Explications en français |
6 hardi, qui ose tout, fort [1.3#810] |
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 8 mavanivany |
Anagrammes | 9 manavy, mañavy, 10 maniva, mañiva, 11 mavany, 12 mavina, 13 mivaña |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |