|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 masiaka |
| Fototeny | 2 siaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
5 Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 savage, cruel, fierce
7 figuratively: very pungent [1.2#569] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant)
[1.5] 9 qui a un goût piquant, une saveur agressive 10 pour les animaux: cruel, féroce [1.196] |
| Ohatra |
11 Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!...
[2.471#41]
12 Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470#144] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 16 fon' Itrimo, 17 fo vato, 18 lian-dra, 19 lozabe, 20 mahery sata, 21 mamba noana, 22 mangidy, 23 ratsy fo, 24 sakay kely rano, 25 tsy mamela mivalo, 26 tsy mifaditrovana, 27 tsy mitondra roa |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how masiaka |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 30 asimaka, masiaka, 31 sakamay |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|