|
|
|
|

Teny iditra1  vahimavany
Singan-teny  2 vahy, 3 mavany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 Plante grimpante dont on se servait pour donner du courage aux taureaux. Gouania pennigera, Tulsn. [1.3]
6 (de vahy : liane et mavany : hardi, qui donne de l'agressivité ; allusion à l'emploi en infusion pour « donner du courage » aux taureaux de combat).
7 Gouania mauritiana subsp. pannigera (Tul.) H.Perrier (Rhamnaceae), étant l'espèce la plus employée pour stimuler les taureaux, les rendre furieux. [Merina, Betsileo]
8 Cissampelos madagascariensis Miers (Menispermaceae), plante riche en alcaloïdes, servait pour ce même emploi. [Tanosy] [1.196]
Ohatra  9  Marihina fa tsy rano masina ihany no alain' izy ireo fa misy zavatra vitsivitsy koa alainy amin' izany diany rzany: vatan' akondro, hasina, zahana, vahimavany, volotara, hafopotsy. [2.436#]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09