|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manohitra |
| Fototeny | 2 tohitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
5 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy 6 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho 7 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1] 8 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 contrarier
[1.13] |
| Ohatra |
10 Koa raha manohitra izy dia miady.
[1.436#]
11 Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#] 12 Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38#821] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 17 mamaly, 18 manao valy boraingona, 19 manao valy boribory, 20 manao valy matevina, 21 manao vato manoha riana, 22 manao vola manoha randrana, 23 mandà, 24 mandrava laka, 25 maniho, 26 manipaka, 27 manohana, 28 manosibohon-tanana, 29 mianjona, 30 mibohy, 31 mibohika, 32 mibohitra, 33 midrikina, 34 mihenahena, 35 mihifika, 36 mihirihiry, 37 mikahankahana, 38 mikibohitra, 39 misitra, 40 mitohitra, 41 mitsipaka, 42 mitsivalana |
| Fikambanana | 43 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how manohitra |
| Ohabolana | 44 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 45 mahonitra, manohitra, 46 matrohina, 47 motrahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|