|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibohy
Fototeny  2 bohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to carry on the shoulder [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/2)5  mibohy
Fototeny  6 bohy
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
9 Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
10 Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [1.2]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mibohy, 16 mihoby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17