Entrée mibohika (bohika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimbava: Mibohika amin' ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mibohika
nibohika
hibohika

2010/05/14