|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manohana |
| Fototeny | 2 tohana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana
5 Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? 6 Manampy, mamonjy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to support, to prop up
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 étayer, soutenir
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 manao lambo manoha-dia |
| Teny iditra (2/2) | 15 manohàna |
| Fototeny | 16 tohana |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 18 mahañona, 19 manahona, manahòna, manohàna, manohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|