|
|
|
|

Teny iditra 1  maneso
Fototeny  2 eso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
5 Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to scorn, to mock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 mépriser, se moquer de [1.8]
Ohatra  8  ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38#805]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Ontam-po
Mpanahaka  14  mamingavinga, 15  mamizaviza, 16  manabanty, 17  manakora, 18  manamavo, 19  manambany, 20  manao potsa-molotra, 21  manaraby, 22  manebaka, 23  manesoeso, 24  maniva, 25  manivaiva, 26  manizakizaka, 27  manondro molotra
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  maneso, 29 manose, mañose, 30 masoñe, 31 Sonema

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23