|
|
|
|

Teny iditra1  manambany
Fototeny  2 ambany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ho tsinontsinona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to speak lightly of. [1.2, 1.7]
6 to consider lightly of one's self or others.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 rabaisser, déprécier. [1.8]
Ohatra  8  Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471#]
9  Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra. [1.369#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 manambany tena
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 manambany, 17 manambina, manambìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10