|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maniva
Fototeny  2 iva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mietry, manetritena. [Taimoro] [1.78]
[1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 miva
Kamban-teny rehetra  9 maniva tena

Teny iditra (2/2)10  mañiva
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 mandatsa. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  13 mañavy, manavy, 14 maniva, mañiva, 15 mavany, 16 mavina, 17 mivaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10