|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/8) | 1 manasa |
| Fototeny | 2 sasa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to wash.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 laver.
[1.8, 1.5] 7 faire le linge. [1.8] |
| Ohatra |
8 Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba.
[2.472#]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 13 mamotsy, 14 manadio, 15 manakobana, 16 manalaloto, 17 manalapentina, 18 manalatseroka, 19 manontsana, 20 manorana, 21 manoza, 22 mifantsana |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/8) | 25 manasà |
| Fototeny | 26 sasa |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 wash.
[1.26#19] |
| Teny iditra (3/8) | 29 manasa |
| Fototeny | 30 asa |
| Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 aiguiser, affiler, râper.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 34 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/8) | 35 manasà |
| Fototeny | 36 asa |
| Sokajin-teny | 37 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana] |
| Teny iditra (5/8) | 38 manasa |
| Fototeny | 39 asa |
| Sokajin-teny | 40 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
41 Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany.
[1.1] |
| Teny iditra (6/8) | 42 mañasa |
| Sokajin-teny | 43 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
44 manohana; manafina.
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (7/8) | 45 mañasa |
| Sokajin-teny | 46 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
47 miantso.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (8/8) | 48 manasa |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
50 mananasy.
[Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy]
[1.78] 51 (mañasa) mananasy. [Bara] [1.78] |
| Voambolana | 52 Haizavamaniry: voankazo |
| Fivaditsoratra | 53 mañasa, manasa, manasà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|