|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manontsana
Fototeny  2 hontsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakorian-drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsàna vava isa-maraina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rinse by shaking; to shake the bottle before using. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rincer en secouant. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manontsàna
Fototeny  12 hontsana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  14  Manontsàna vava isa-maraina [1.1]

Fivaditsoratra  15 manantsona, 16 manontsàna, manontsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09