|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sofina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the ear. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'oreille. [1.8]
Ohatra  6  ny fidoboky ny feo ao an-tratrany no tohofany sofina. [2.470]
7  roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  35  Fikambanana 47 amin' io teny io
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  37 Randzavola: sofina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)38  sofina
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny frantsay  40 Pour les plantes : grandes stipules de certaines plantes (Voir besofina). On appelle aussi sofina les feuilles amplexicaules, auriculées à la base et par extension les plantes qui ont de telles feuilles. Plus rarement nom des cotylédons de la plantule ou des premières feuilles du jeunes plant. Les plantes à stipules réduites ou à feuilles réduites sont parfois appelées sofisofina ou sofisofy (comparer à sofasofa).. [1.196]
Voambolana  41  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  42 fanosy, 43 fisano, 44 Fisòna, 45 sofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09