|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ambany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
18 Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
19 Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
20 Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
21 Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
22 Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 under [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 en bas, au dessous [1.8]
Tohi-kevitra  25 ambony
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 59 misy ny teny hoe ambany

Teny iditra (2/3) 27  ambany
Sokajin-teny  28  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  29 down [1.2, 1.7]
30 [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31 sous, bas [1.8]
Voambolana  32  Toerana
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ambany

Teny iditra (3/3) 34  ambany
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 [Sihanaka] andrefana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  37 [Provincial] The west [1.2]
Voambolana  38  Toerana

Fivaditsoratra  ambany, 39 ambina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22