|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 foitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Holatra boribory eo afovoan' ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan' ny reny tamin-janany tamin' ny nitondrany azy tao am-bohoka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the navel [Mal. pusat.]
[1.2] 5 the navel [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cordon ombilical; nombril
[1.8] 7 ombilic [1.13] 8 Pour les humains et les animaux, signifie le nombril [1.196] |
| Ohatra |
9 Lomy amin'ny alikaola ny foitra ary avelao ho azon'ny rivotra.
[2.424#]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 14 foitra |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 hilum
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 hile
[1.13] 18 Pour les plantes : cicatrice du périanthe sur un fruit comme la goyave ou la cerise, le caféier ; lorsque l'ovaire est infère. [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 21 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 22 foitrankazo |
| Teny iditra (3/4) | 23 foitra |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 the central part of a thing
[1.2] 26 a central point [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 centre
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 30 foitra |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 fiarahabana
[Taimoro]
33 mifanatona, mifampiarahaba [1.78] |
| Tovy hevitra | 34 mifoitra |
| Fivaditsoratra | 35 farito, 36 fatory, 37 fiotra, 38 firota, 39 fitrao, foitra, 40 rafito, 41 rifato, 42 tarofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|