|
|
|
|

Teny iditra1  mananetinkena
Singan-teny  2 mananety, 3 hena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 la partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [1.3]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  8 mananety, mananetiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12