|
|
|
|

Teny iditra1  mananetiny
Sokajin-teny  2  anarana mananety sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [1.3]
Tovy hevitra  5 mananety, mananetinkena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12