|
|
|
|

Entrée (1/4)1  manamka
Radical  2  amb
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka
Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany
Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [1.1]
Explications en anglais  5  to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [1.2]
6  to defraud, to deceive [1.7]
Explications en français  7  tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [1.3]
8  tromper [1.8]
Exemples  9  Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#]
10  Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot manambàka

Entrée (2/4)16  manàmbaka
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  manavaka [Bara] [1.78]

Entrée (3/4)19  manambaka
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21  fomba fitolon'omby [Sihanaka] [1.78]

Entrée (4/4)22  manamba
Radical  23  ambaka|ambàka
Partie du discours  24  impératif du verbe actif manambaka [Liste complète]

Anagrammes  25 manambakà, manambaka, manambàka, manàmbaka

Mis à jour le 2025/09/20