|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 ambàka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 balbutiement, embarras.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11 ambakavaka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 13 ambaka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony.
[Tsimihety]
[1.1] |
| Teny iditra (3/6) | 16 ambaka |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring).
[1.2] 19 inferior to. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé).
[1.3] 21 inférieur. [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/6) | 23 ambàka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 root not used. See fitaka.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 tromperie, tricherie, fraude.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/6) | 41 ambaka |
| Sokajin-teny | 42 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
43 of the same volume or bulk.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
44 comme..
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (6/6) | 45 ambaka |
| Sokajin-teny | 46 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
47 tsy mahay, bado.
[Betsileo]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 48 ambàka, ambaka, 49 maka ba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|