| Entrée (1/2) | 1 manakora |
| Radical | 2 akora |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manainga akora [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to shout at, to deride [1.2, 1.7] 6 to hoot [1.2] |
| Explications en français |
7 acclamer [1.3#16, 1.8] 8 huer [1.3#16] |
| Exemples |
9 Izany hoe, manakora ny voa ka tsy mamonjy, nefa vetivety dia hifindra amin' ny azy koa;
[1.437#]
10 ny aty kosa malemy vaika, mandrotsirotsy, tsy miankina, miray hina, ka anareo ny mifidy, ary aza manakora. [2.314#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 15 manakorà |
| Radical | 16 akora |
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manakora [Liste complète] |
| Anagrammes | 18 manakorà, manakora, 19 manaroka, 20 mankaroa, 21 manoraka, 22 mokarana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|