|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 akora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out)
[1.2] 5 shouting; jeers [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 acclamation; huées
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 akora |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 sifotra (an-tanety na an-drano)
[Tanala]
[1.78] 24 Sifotra [Tambahoaka, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78] 25 Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody [1.1] 26 sifotr' ala [Sakalava] [1.1] 27 fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 a shell; a shell-fish.
[1.2] 29 seashells; coral [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 coquillage; la coque des oeufs
[1.8] 31 coque, coquille [1.13] |
| Voambolana | 32 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/3) | 34 akora |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 vato na mineraly tsy voadio
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 minéraux
[1.13] |
| Tovy hevitra | 38 akorambato |
| Kamban-teny rehetra | 39 Fikambanana 21 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 40 akaro, akora, 41 karao, 42 koara, 43 oraka, 44 raoka, 45 roaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|