Entrée (1/2) | 1 manainga |
Radical | 2 ainga |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise? Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia [1.1] |
Explications en anglais |
5 to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise. [1.2] |
Exemples |
6 Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy.
[1.369#]
7 Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy. [2.606#] 8 laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy. [2.298#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot manainga |
Entrée (2/2) | 18 manaingà |
Radical | 19 ainga |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif manainga [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Explications en français |
22 [1.3] |
Anagrammes | 23 maingaña, 24 manaingà, manainga, 25 manangia, 26 mangaina, mangaiña, 27 miangana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |