|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mampakatra
Radical  2  akatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana?
manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io
Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho [1.1]
Explications en anglais  5  To send for; to procure; to fetch up, or carry up [1.2]
6  to lift up [1.7]
Explications en français  7  soulever, faire monter [1.3, 1.8]
Exemples  8  Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. [2.471]
9  Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  4 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)15  mampakatra
Radical  16  akatra
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe [1.1]
Explications en anglais  19  to marry (a wife). [1.2]
20  to marry a wife [1.7]
Explications en français  21  épouser une femme [1.3, 1.8]
Exemples  22  nampakatra an'i Estera zatovovavy [1.38]
23  Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. [1.38]
Morphologie 
24  Présent :
25  Passé :
26  Futur :
27  Impératif :
Tous les mots composés  28  mampaka-bady

Mis à jour le 2025/10/08