Entrée (1/2) | 1 mahita |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hita |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 8 19 mots contenant mahita |
Explications en malgache |
9 [1.1] Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny |
Explications en anglais |
10 [1.7] to see; to find |
Explications en français |
11 [1.8] voir, trouver |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mahita |
Entrée (2/2) | 13 mahità |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mahita [Liste complète] |
Radical | 15 hita |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 ahitam, atahim, haitam, hamita, hataim, itaham, mahità, mahita, matahy, mitahà, mitaha |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |