|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lamoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Leo, leony, mamo, voky: Nihinana menaka be i Lita kely ka lamoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 tired, weary, languid, sleepy. See ana , sasatra , reraka , valaka , trotraka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 appesanti par la nourriture, par le sommeil, par la fatigue.. [1.3#381, 1.5#184]
6 dégoûté. [1.3#381]
Ohatra  7  Nihinana menaka be loatra aho, ka lemoka (J'ai mangé trop de graisse et je suis tout lourd, j'en suis dégoûté) [1.3#381]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)18  laka
Fototeny  19 lamoka|lamòka
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Atody nakotrika ka tsy foy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 avorté, (oeufs).
23 gâté (fruits). [1.5#184]
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)25  laka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 (au sens propre : avorton, être vivant de taille réduite, nabot). On peut distinguer deux sens en ce qui concerne les plantes :.
28 Un sens pathologique, pour les fruits avortés, mal formés. On dit par exemple lamokam-boankazo, lamokam-boatavo, lamokam-paiso..
29 Variétés à petits fruits d'une espèce. Voir lamokambazaha ou espèces à fruits comestibles mais très petit, d'un intérêt limité.. [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 kalamo, 33 lakamo, 34 lamako, 35 lamòka, lamoka, 36 malako, 37 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10