|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/10) | 1 ana- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe anaka |
| Teny iditra (2/10) | 3 ana- |
| Sokajin-teny | 4 endritenin' ny hoe anana |
| Teny iditra (3/10) | 5 ana |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid.
[1.3#34] |
| Kamban-teny rehetra | 10 sokina ana |
| Teny iditra (4/10) | 11 ana |
| Sokajin-teny | 12 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là).
[1.3#35] 15 Idée de possession. [Vezo] [1.68] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/10) | 18 ana |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 vary.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry: ahitra |
| Teny iditra (6/10) | 22 ana |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 miantsoroka.
[Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 25 miana |
| Teny iditra (7/10) | 26 anà |
| Sokajin-teny | 27 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 anao.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (8/10) | 30 ~ana |
| Sokajin-teny | 31 tovana [Fitanisana] |
| Teny iditra (9/10) | 32 a~na |
| Sokajin-teny | 33 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Teny iditra (10/10) | 34 Anà |
| Sokajin-teny | 35 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36 Anah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 Ana.
[2.996] |
| Voambolana | 38 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 39 Toko sy andininy momba Anà |
| Fivaditsoratra | 40 ana, Anà, a~na, anà, ~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|